Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

23-29 Mey

SALAMO 19-25

23-29 Mey
  • Hira 116 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) bh: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) bh: Ampiasao ilay fanaovana fikarohana ao amin’ny JW Library, ka tadiavo ao izay andinin-teny mamaly ny fanontanian’ilay olona itoriana.

  • Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 129-130 § 11-12: Asehoy vetivety an’ilay mpianatra hoe ahoana no ampiasana ny JW Library, rehefa manomana ny fianarana amin’ny fitaovana elektronika.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 55

  • Ahoana avy no Azo Ampiasana ny JW Library?Fizarana 2: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireo video hoe Azo Atao ny Mampiditra Baiboly Isan-karazany sy Ahoana Raha Misy Teny na Andinin-teny Tiako Hotadiavina?, ary iaraho midinika vetivety aloha ireo. Iaraho midinika avy eo ilay lohatenikely farany amin’ilay lahatsoratra. Asao ny mpanatrika hilaza hoe ahoana koa no nampiasany ny JW Library teny amin’ny fanompoana.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 16 § 1-15

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 139 sy Vavaka