30 Mey–5 Jona
SALAMO 26-33
Hira 23 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mangataha Herim-po Amin’i Jehovah”: (10 min.)
Sl 27:1-3: Hanana herim-po isika raha mieritreritra hoe i Jehovah no mitarika antsika (w12 15/7 22-23 § 3-6)
Sl 27:4: Hanana herim-po isika raha tia ny fivavahana marina (w12 15/7 24 § 7)
Sl 27:10: Vonona hanampy ny mpanompony i Jehovah, na dia tsy misy miraharaha aza izy ireo (w12 15/7 24 § 9-10)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Sl 26:6: Inona no dikan’ny hoe ‘mandeha manodidina’ ny alitaran’i Jehovah, hoatran’ny nataon’i Davida? (w06 15/5 19 § 12)
Sl 32:8: Manampy antsika mba ho lalin-tsaina i Jehovah. Inona ny soa azontsika avy amin’izany? (w09 1/6 5 § 3)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Sl 32:1–33:8
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) kt: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny.
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) Ampirisiho hianatra Baiboly ny olona fanateranao gazety, ka asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly?, ao amin’ny JW Library.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) jl lesona 9: Asehoy vetivety an’ilay mpianatra hoe ahoana no ampiasana ny JW Library rehefa hanomana fivoriana.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra ilain’ny fiangonana: (15 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 112-113; 135-136), ka asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.
Fianarana Baiboly: (30 min.) ia toko 16 § 16-29, efajoro hoe “Faminaniana Tanteraka”, ary famerenana
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 16 sy Vavaka