14-20 Mey
MARKA 9-10
Hira 22 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanatanjaka ny Finoan’izy Ireo Ilay Fahitana”: (10 min.)
Mr 9:1: Nilaza i Jesosy fa hasehony amin’ireo apostoliny sasany ny voninahiny rehefa ho lasa mpanjaka izy (w05 15/1 12 § 9-10)
Mr 9:2-6: Nahita an’i Jesosy niova tarehy i Petera sy Jakoba ary Jaona, sady nahita azy niresaka tamin’i “Elia” sy “Mosesy” (w05 15/1 12 § 11)
Mr 9:7: I Jehovah mihitsy no niteny hoe Zanany i Jesosy (“feo” fanazavana Mr 9:7, nwtsty)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mr 10:6-9: Inona ny toro lalana momba ny fanambadiana nasongadin’i Jesosy? (w08 15/2 30 § 8)
Mr 10:17, 18: Nahoana no nahitsin’i Jesosy ny lehilahy iray rehefa niantso azy hoe “Mpampianatra Tsara”? (“Mpampianatra Tsara”, “Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra” fanazavana Mr 10:17, 18, nwtsty)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 9:1-13
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Lahateny: (6 min. na latsaka) w04 15/5 30-31: Foto-kevitra: Inona no Tian’i Jesosy Holazaina ao Amin’ny Marka 10:25?
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Izay Nampiraisin’Andriamanitra Zioga...”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy ho Rava ny Tokantrano Raha Mifankatia sy Mifanaja ny Mpivady.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 20
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 66 sy Vavaka