28 Mey–3 Jona
MARKA 13-14
Hira 55 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza Manaiky ho Resin’ny Tahotra Olona”: (10 min.)
Mr 14:29, 31: Tsy nieritreritra ny handa an’i Jesosy mihitsy ny apostoly
Mr 14:50: Rehefa nosamborina i Jesosy, dia nandao azy daholo ny apostoly ary nandositra
Mr 14:47, 54, 66-72: Sahy niaro an’i Jesosy i Petera ary nanaraka azy teny lavidavitra teny. Nanda an’i Jesosy intelo anefa izy avy eo (ia 200 § 14; it “Petera”: “Niara-nanompo tamin’i Jesosy” § 10)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mr 14:51, 52: Mety ho iza ilay tovolahy nandositra nitanjaka? (w08 15/2 30 § 6)
Mr 14:60-62: Inona no mety ho nahatonga an’i Jesosy hamaly ny fanontanian’ilay mpisoronabe? (jy 287 § 5)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 14:43-59
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fiverenana Mitsidika Faharoa: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary asao hivory ilay olona.
Fiverenana Mitsidika Fahatelo: (3 min. na latsaka) Fidio izay andinin-teny tianao, ary manolora boky na bokikely fianarana Baiboly.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 181-182 § 17-18
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Hanampy Anao ho Sahy Hitory i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 22
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 81 sy Vavaka