Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | MARKA 13-14

Aza Manaiky ho Resin’ny Tahotra Olona

Aza Manaiky ho Resin’ny Tahotra Olona

Nahoana ny apostoly no resin’ny tahotra olona?

14:29, 31

  • Natoky tena loatra izy ireo. Nieritreritra mihitsy aza i Petera hoe tsy hivadika amin’i Jesosy izy na dia hivadika aza ny apostoly hafa

14:32, 37-41

  • Nisy fotoana izy ireo tsy niambina sady tsy nivavaka

Nisy nanohitra ny apostoly, taorian’ny nananganana an’i Jesosy tamin’ny maty. Tsy resin’ny tahotra olona intsony anefa izy ireo fa nitory foana. Inona no nanampy azy ireo?

13:9-13

  • Narahiny ny fampitandreman’i Jesosy. Vonona tsara àry izy ireo rehefa nisy nanohitra sy nanenjika

  • Niantehitra tamin’i Jehovah izy ireo ary nivavaka.—As 4:24, 29

Rahoviana no mety ho sarotra amintsika ny maneho herim-po?