7-13 Mey
MARKA 7-8
Hira 13 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ento ny Hazo Fijalianao ary Manaraha Ahy Mandrakariva”: (10 min.)
Mr 8:34: Tsy maintsy mandà ny tenantsika isika raha te hanaraka an’i Kristy (“aoka izy handa ny tenany” fanazavana Mr 8:34, nwtsty *; w92 1/8 17 § 14)
Mr 8:35-37: Nametraka fanontaniana roa mampisaintsaina i Jesosy, mba hanampiana antsika hifantoka amin’izay zava-dehibe indrindra (w08 15/10 25-26 § 3-4)
Mr 8:38: Mila manana herim-po isika raha te hanaraka an’i Kristy (jy 143 § 3)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mr 7:5-8: Nahoana ny Fariseo no sarotiny be tamin’ilay hoe manasa tanana? (w16.08 30 § 1-4)
Mr 7:32-35: Niahy an’io lehilahy marenina io i Jesosy. Ahoana no azontsika anahafana azy? (w00 15/2 17-18 § 9-11)
Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?
Inona koa ny harena miafina hitanao?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 7:1-15
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (4 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.
Fiverenana Mitsidika Voalohany: (3 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bhs 165-166 § 6-7
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.)
“Ampio ny Zanakao mba ho Lasa Mpanara-dia An’i Kristy”: (10 min.) Fiaraha-midinika.
Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 19 § 10-16, efajoro “Iza Ireo Samaritanina?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 60 sy Vavaka
^ feh. 7 Mbola tsy misy amin’ny teny malagasy io Baiboly fianarana io. Ao amin’ny Loharanon-kevitra ao Amin’ny Tari-dalana (mwbr) ireo fanazavana ireo (midira ao amin’ny jw.org/mg, ary tsindrio ny ZAVATRA MISY > TARI-DALANA HO AN’NY FIVORIANA).