HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Efao ny Voadinao
An-tsitrapo ny voady nataon’ny Israelita, kanefa tsy maintsy nefaina (No 30:2; it “Voady”: “An-tsitrapo, nefa tsy maintsy nefaina” § 1)
Mety hivoady ny olona iray hoe hifady zavatra sasany tsy voarara (No 30:3, 4; it “Voady” § 1)
Ankehitriny, dia raharaha mahakasika an’i Jehovah sy ny mpanompony tsirairay ny voady (No 30:6-9; w04 1/8 27 § 3)
Ny voady roa lehibe indrindra ataon’ny Kristianina dia ny fanokanan-tena sy ny voadim-panambadiana.
SAINTSAINO IZAO: ‘Manefa ny voady nataoko ve aho?’