14-20 Jona
DEOTERONOMIA 5-6
Hira 134 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Zaro ho Tia An’i Jehovah ny Zanakao”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
De 5:21: Inona no ianarantsika avy amin’ilay lalàna mandrara ny fitsiriritana? (w19.02 22 § 11)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) De 5:1-21 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly ilay olona, ary asehoy azy ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 9)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Ampifanaraho amin’izay ilain’ilay olona ny resaka ataonao sy ny andinin-teny vakinao. (th lesona 12)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) fg lesona 9 § 6-7 (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Miezaha Foana Haneho Fitiavana ao An-tokantrano”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 10 § 9-15, efajoro “Inona no Toetra Tiako Hananan’izay ho Vadiko?”
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 31 sy Vavaka