Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Zaro ho Tia An’i Jehovah ny Zanakao

Zaro ho Tia An’i Jehovah ny Zanakao

Tsy maintsy miezaka ho tia an’i Jehovah ny ray aman-dreny (De 6:5; w05 15/6 20 § 11)

Tsy maintsy manome modely ho an’ny zanany izy ireo (De 6:6; w07 15/5 15 § 6)

Tsy maintsy ampianariny matetika momba an’i Jehovah ny zanany (De 6:7; w05 15/6 21 § 14)

Rahoviana ianao no afaka manampy ny zanakao ho tia an’i Jehovah sy ny toro lalany, ankoatra ny amin’ny Fotoam-pivavahan’ny Fianakaviana?