Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Aza Manao Fifanarahana Ara-panambadiana Aminy”

“Aza Manao Fifanarahana Ara-panambadiana Aminy”

Tsy navelan’i Jehovah hanambady olona tsy nanompo azy ny Israelita (De 7:3; w12 1/7 29 § 2)

Tsy tian’i Jehovah hijaly sy harary fo ny mpanompony (De 7:4; w15 15/3 30 § 5)

Tsy miova ny fiheveran’i Jehovah ny fanambadiana (1Ko 7:39; 2Ko 6:14; w15 15/8 26 § 12)

SAINTSAINO IZAO: ‘Nahoana no mahasoa ahy ilay didy hoe manambadia “ao amin’ny Tompo ihany”?’