Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Miezaha Hialoka Amin’i Jehovah

Miezaha Hialoka Amin’i Jehovah

Nasiana tanàna fialokalofana enina tany Israely fahiny, mba handosiran’izay nahafaty olona tsy nahy (No 35:15; w17.11 9 § 4)

Ny anti-panahy teo amin’ny Israely no nitsara ny raharaha tsirairay (No 35:24; w17.11 9 § 6)

Voaro izay tao amin’ireo tanàna fialokalofana (No 35:25; w17.11 11 § 13)

Tsy maintsy nahafoy zavatra izay nahafaty olona tsy nahy, raha tiany ny ho voaro ao amin’ny tanàna fialokalofana. Tsy maintsy mahafoy zavatra koa isika raha tiantsika hamindra fo sy hamela ny helotsika Andriamanitra.