Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Inona moa no Angatahin’i Jehovah Andriamanitrao Aminao?”

“Inona moa no Angatahin’i Jehovah Andriamanitrao Aminao?”

Tokony hankatò an’i Jehovah isika, noho isika manaja lalina azy sady tia azy (De 10:12; w09 1/10 10 § 3-4)

Hahazo fitahiana isika raha mankatò (De 10:13; w09 1/10 10 § 6)

Tian’i Jehovah hifandray akaiky aminy isika (De 10:15; cl 16 § 2)

Tsy manery antsika hankatò azy i Jehovah. Tiany kosa raha tia sy mankatò azy ‘amin’ny fontsika’ isika. (Ro 6:17) Tena sambatra izay mifidy ny hanompo an’i Jehovah.