Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Ireo zanakavavin’i Zelofada mangataka ny lovan’ny rainy

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tahafo i Jehovah ka Aza Manavakavaka

Tahafo i Jehovah ka Aza Manavakavaka

Nangataka ny hahazo ny lovan’ny rainy izy dimy vavy zanak’i Zelofada (No 27:1-4; w13 15/6 10 § 14; jereo ny sary, pejy 1)

Tsy nanavakavaka i Jehovah rehefa nanapa-kevitra (No 27:5-7; w13 15/6 11 § 15)

Tsy tokony hanavakavaka koa isika (No 27:8-11; w13 15/6 11 § 16)

Tsy manavakavaka hoatran’i Jehovah isika raha tia sy manaja ny mpiara-manompo, ary mitory amin’ny karazan’olona rehetra.