Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

31 Mey–6 Jona

DEOTERONOMIA 1-2

31 Mey–6 Jona
  • Hira 125 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • An’Andriamanitra ny Fitsarana”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 1:19; 2:7: Namakivaky an’ilay “tany efitra lehibe sady mampahatahotra” ny Israelita, nandritra ny 40 taona. Ahoana no nikarakaran’i Jehovah azy ireo? (w13 15/9 9 § 9)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 1:1-18 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA