HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“An’Andriamanitra ny Fitsarana”
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Deoteronomia.]
Tsy maintsy ‘mitsara araka ny rariny’ ny anti-panahy (De 1:16; w96 15/3 23 § 1)
Tsy azon’ny anti-panahy atao ny “mizaha tavan’olona rehefa mitsara” (De 1:17; w02 1/8 9 § 4)
Nasiana anti-panahy eo anivon’ny fiangonana. Ahoana no ampisehoantsika hoe mankasitraka an’izany isika?—He 13:17; Jk 5:13-15