13-19 Jona
2 SAMOELA 11-12
Hira 121 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aza Manaiky ho Resin’ny Fanirian-dratsy”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 12:13: Nahoana i Davida sy Batseba no tsy nasain’i Jehovah novonoina ho faty? (it “Davida”: “Nanota ary nizaka ny vokany” § 2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 11:1-15 (th lesona 10)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hianatra Baiboly amin’ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ilay olona. (th lesona 11)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! ary manomboha fampianarana Baiboly eo amin’ny lesona 1. (th lesona 13)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Hevitra 5 (th lesona 15)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Fehezo ny Fanirianao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Aza Simbana Amin’ny Setroka ny Fiainanao.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 8
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 28 sy Vavaka