Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Aza Manaiky ho Resin’ny Fanirian-dratsy

Aza Manaiky ho Resin’ny Fanirian-dratsy

Nanaiky ho resin’ny fanirian-dratsy i Davida (2Sa 11:2-4; w21.06 17 § 10)

Nanampatra fahefana i Davida mba hanafenana ny ratsy nataony (2Sa 11:5, 14, 15; w19.09 17 § 15)

Nizaka ny voka-dratsin’ny fahotany i Davida (2Sa 12:9-12; w18.06 17 § 7)

Mila mifehy tena isika mba tsy hijery na hieritreritra zavatra ratsy. (Ga 5:16, 22, 23) Afaka manampy antsika hahavita hanohitra ny fanirian-dratsy ao am-pontsika i Jehovah.

SAINTSAINO IZAO: ‘Rehefa inona aho no tena mila mifehy ny eritreritro?’