Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ny Tetik’ady Narahin’i Davida

Ny Tetik’ady Narahin’i Davida

Nandositra an’i Saoly i Davida (1Sa 27:5-7; it “Akisy” § 2)

Niaro ny sisin-tanin’i Joda i Davida (1Sa 27:8, 9; w21.03 4 § 8)

Tsy notantarain’i Davida an’i Akisy ny zavatra sasany nataony (1Sa 27:10-12; it “Lainga” § 7)

Mety tsy hamela antsika hitory sy hampianatra ny manam-pahefana, ary mety hanadihady antsika momba ny mpiara-manompo amintsika. Raha mitranga izany, dia aleo tsy miteny mihitsy mba hiarovana ny rahalahy sy anabavintsika.​—Oh 10:19; 11:12; Mpto 3:7.