20-26 Jona
2 SAMOELA 13-14
Hira 127 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tia Tena i Amnona dia Loza ny Vokany”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 14:25, 26: Hoatran’ny ahoana ny atao hoe tsara tarehy eo imason’Andriamanitra, raha jerena ny tantaran’i Absaloma? (w08 15/11 5 § 3)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 14:8-20 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Mametraha gazety manazava an’izay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 12)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asao hivory ilay olona avy eo. (th lesona 18)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 5: Hevitra 6 sy ilay hoe Misy Miteny Hoe (th lesona 18)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ampiasao Ilay Boky hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! mba Hanampiana ny Olona Hino An’i Jehovah sy Jesosy”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ireto video ireto: Ampio Hino An’i Jehovah ny Olona ka Ampiasao ny Boky “Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!” sy Ampio Hino An’i Jesosy ny Olona ka Ampiasao ny Boky “Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!”
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 9
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 47 sy Vavaka