HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Tia Tena i Amnona dia Loza ny Vokany
Raiki-pitia tamin’i Tamara i Amnona (2Sa 13:1, 2; it “Absaloma”: “Novonoina i Amnona” § 1)
Nanolana an’i Tamara i Amnona (2Sa 13:10-15; w17.09 5 § 11)
Nasain’i Absaloma novonoina i Amnona (2Sa 13:28, 29; it “Absaloma”: “Novonoina i Amnona” § 4)
Inona no tokony hataon’ny mpifankatia mba tsy hanaonao foana ry zareo? Mila mifehy tena izy roa, dia ialany izay toerana na toe-javatra mety hahatonga azy ireo hanao ratsy.