Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

23-29 Mey

2 Samoela 4-6

23-29 Mey
  • Hira 135 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Matahora An’i Jehovah Foana Amin’izay Rehetra Ataonao”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Sa 6:8, 9: Sosotra i Davida nefa natahotra avy eo, satria tezitra be tamin’i Oza i Jehovah. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (w96 1/4 29 § 1)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 4:1-12 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA