Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Matahora An’i Jehovah Foana Amin’izay Rehetra Ataonao

Matahora An’i Jehovah Foana Amin’izay Rehetra Ataonao

Mety hoe tsy ratsy ny antony hanaovantsika zavatra. Tsy midika anefa izany hoe azontsika atao ilay izy na dia efa mifanohitra amin’izay takin’i Jehovah aza (2Sa 6:3-5; w05 15/5 17 § 7)

Tsy nankatò ny Lalàn’Andriamanitra i Oza (2Sa 6:6; w05 1/2 27 § 20)

Nosazin’i Jehovah i Oza satria tsy nanaja azy (2Sa 6:7; w05 1/2 27 § 21)

SAINTSAINO IZAO: ‘Ahoana no hampisehoako hoe matahotra aho sao tsy hampifaly an’i Jehovah?’​—Oh 3:7