27 Jona–3 Jolay
2 SAMOELA 15-17
Hira 123 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nikomy i Absaloma Satria Nanambony Tena”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 16:4: Nanapa-kevitra maimaika i Davida. Inona no ianarantsika avy amin’izany? (w18.08 6 § 11)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 17:17-29 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 7)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Ahoana no Atao Rehefa Mianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 2)
Lahateny: (5 min.) w09 15/5 27-28: Foto-kevitra: Tahafo ny Zotom-pon’i Itahy Rehefa Manompo.—2Sa 15:19-22. (th lesona 13)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (5 min.)
“Ny Fitiavana ... Tsy Mieboebo”: (10 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tadidio fa ny Fitiavana... Tsy Mieboebo.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 10
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 87 sy Vavaka