Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nikomy i Absaloma Satria Nanambony Tena

Nikomy i Absaloma Satria Nanambony Tena

Te hahazo voninahitra i Absaloma (2Sa 15:1; it “Mpialoha Lalana” § 2)

Niezaka naka ny fon’ny vahoaka i Absaloma (2Sa 15:2-6; w12 15/7 13 § 5)

Nitady haka ny fanjakan’i Davida rainy i Absaloma (2Sa 15:10-12; it “Hebrona” § 8)

Tsy maintsy miady mafy isika mba tsy ho lasa te halaza na hanambony tena. Tokony hodinihintsika foana hoe inona no antony hanaovantsika zavatra. Tsy tokony hoe te hoderaina isika, fa izay hahasoa ny hafa no tena tadiavintsika.​—Fi 2:3, 4.