30 Mey–5 Jona
2 SAMOELA 7-8
Hira 22 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanao Fifanekena Tamin’i Davida i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Sa 8:2: Inona ny faminaniana tanteraka rehefa resin’i Davida ny Moabita? (it “Andro Farany”: “Faminanian’i Balama” § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Sa 7:1-17 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ilay hevitra azo resahina, ary ampifandraiso amin’izay zava-nitranga tato ho ato ilay izy. Mametraha gazety manazava an’izay hevitra noresahin’ilay olona. (th lesona 13)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina, ary ampifandraiso amin’izay zava-nitranga tato ho ato ilay izy. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly maimaim-poana isika, dia omeo karatra jw.org izy avy eo. (th lesona 18)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 4: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)
“Miresaha Zava-nitranga Tato ho ato Rehefa Manompo”: (5 min.) Fiaraha-midinika.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 6
Teny Famaranana (3 min.)
Hira Vaovao Amin’ny Fivoriamben’ny Vondrom-paritra 2022 sy Vavaka