Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

Davida misaintsaina momba ny fifanekena nataon’i Jehovah taminy

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Nanao Fifanekena Tamin’i Davida i Jehovah

Nanao Fifanekena Tamin’i Davida i Jehovah

Nampanantena i Jehovah hoe hisy taranak’i Davida ho lasa mpanjaka (2Sa 7:11, 12, f.a.p.; w10 1/4 20 § 3; jereo ny sary, pejy 1)

Tanteraka tamin’ny Mesia ilay fifanekena nataon’i Jehovah tamin’i Davida (2Sa 7:13, 14; He 1:5; w10 1/4 20 § 4)

Haharitra mandrakizay ny soa entin’ny fitondran’ny Mesia (2Sa 7:15, 16; He 1:8; w14 15/10 10 § 14)

Haharitra mandrakizay ny fitondran’ny Mesia, tsy misy hafa amin’ny masoandro sy ny volana. (Sl 89:35-37) Rehefa mahita ny masoandro sy ny volana àry ianao, dia tadidio ireo fitahiana nampanantenain’i Jehovah hoe homen’ilay Fanjakany anao sy ny fianakavianao.