Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

6-12 Jona

2 SAMOELA 9-10

6-12 Jona
  • Hira 124 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 116

  • Tadidio fa ny Fitiavana... Tsara Fanahy: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Ahoana no nampisehoan’i Davida hoe tsara fanahy tamin’i Mefiboseta izy? Ahoana no hampisehoantsika hoe tsara fanahy amin’ny hafa isika sady tia azy sy tsy mivadika aminy?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Jona ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 7

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 1 sy Vavaka