Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Be Fitiavana i Davida Sady Tsy Nivadika

Be Fitiavana i Davida Sady Tsy Nivadika

Be fitiavana sy tsy nivadika i Davida, dia nitady olona azony anehoana an’izany (2Sa 9:1; w06 15/6 14 § 6)

Tonga dia nanampy an’i Mefiboseta i Davida (1Sa 20:15, 42; 2Sa 9:5-7; w05 15/5 17 § 11)

Nasain’i Davida nikarakara ny lovan’i Mefiboseta i Ziba (2Sa 9:9, 10; w02 15/2 14 § 10)

Tsy hadinon’i Davida ny fampanantenana nataony tamin’i Jonatana. Tokony hasehontsika amin’ireo rahalahy sy anabavintsika hoe tia azy isika sady tsy mivadika aminy.​—Sl 41:1, 2; Oh 19:17.