Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

9-15 Mey

1 SAMOELA 30-31

9-15 Mey
  • Hira 8 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 43

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Mivavaha Foana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia manadinadìna ankizy vitsivitsy nofidina mialoha. Fanontaniana: Fa maninona ianao no tokony hivavaka amin’i Jehovah? Rahoviana ianao no afaka mivavaka aminy? Inona no azonao resahina amin’i Jehovah?

  • Zavatra Ilain’ny Fiangonana: (10 min.)

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 95 sy Vavaka