HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Miantehera Amin’i Jehovah Andriamanitrao dia Hahazo Hery Ianao
Nodoran’ny Amalekita ny tanànan’i Ziklaga, dia nalainy ho babo ny olona tao (1Sa 30:1, 2)
Nalahelo be i Davida sy ny miaramilany (1Sa 30:3-5; w06 1/8 28 § 12)
Niantehitra tamin’i Jehovah i Davida dia nahazo hery (1Sa 30:6; w12 15/4 30 § 14)
SAINTSAINO IZAO: ‘Rehefa malahelo be aho, dia iza no hiresahako mba hahazoako hery?’