1-7 Mey
2 TANTARA 17-19
Hira 114 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah ny Olon-kafa”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Ta 17:9: Inona no ianarantsika avy amin’ny ezaka nataon’i Josafata mba hampianarana ny olona? (w17.03 20 § 10-11)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 17:1-19 (th lesona 11)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Video Fitoriana: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Fitoriana: Baiboly—Ro 15:4. Ajanòny ilay video isaky ny misy fiatoana, ary iaraho midinika ny fanontaniana mipoitra eo.
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. (th lesona 18)
Lahateny: (5 min.) w21.05 16-18 § 11-15: Foto-kevitra: Aza Kivy na dia Tsy Miraharaha aza ny Olona. (th lesona 16)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Manàna ny Fomba Fijerin’i Jehovah Rehefa Mijery ny Tenanao Ianao”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 44: Hevitra 5-6, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 111 sy Vavaka