Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah ny Olon-kafa

Tahafo ny Fomba Fijerin’i Jehovah ny Olon-kafa

Tsy nety ny nataon’i Josafata Mpanjaka satria nanao fifanekena tamin’i Ahaba Mpanjaka izy (2Ta 18:1-3; w17.03 24 § 7)

Nirahin’i Jehovah i Jeho mba hanitsy an’i Josafata (2Ta 19:1, 2)

Tadidin’i Jehovah ny zavatra tsara nataon’i Josafata (2Ta 19:3; w15 15/8 11-12 § 8-9)

SAINTSAINO IZAO: ‘Manao hoatran’i Jehovah ve aho, dia mifantoka amin’ny toetra tsaran’ny rahalahiko sy anabaviko fa tsy mijery ny tsy fahalavorariany?’