Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Ampaherezo ny Rahalahinao Rehefa ao Anatin’ny Fotoan-tsarotra

Ampaherezo ny Rahalahinao Rehefa ao Anatin’ny Fotoan-tsarotra

Nanafika an’i Joda i Sankeriba ary nandrahona an’i Jerosalema (2Ta 32:1; it “Asyria”: “Fitantaran’ny Baiboly sy tantaran’ilay firenena” § 11)

Nanao zavatra i Hezekia mba hiarovana an’i Jerosalema (2Ta 32:2-5; w13 15/11 19 § 12)

Nankahery ny vahoakan’Andriamanitra tamin’ny teniny i Hezekia (2Ta 32:6-8; w13 15/11 19 § 13)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no azoko atao mba hanampiana ny mpiara-manompo amiko mandritra ny fotoan-tsarotra?’