Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Hamaly Soa Anao i Jehovah Raha Be Herim-po Ianao

Hamaly Soa Anao i Jehovah Raha Be Herim-po Ianao

Narovan’i Josebata sy Joiada vadiny i Joasy mba tsy hovonoin’i Atalia (2Ta 22:11, 12; w09 1/4 24 § 1-2)

Be herim-po i Joiada ka nanao zavatra mba hanosorana an’i Joasy ho mpanjaka (2Ta 23:1-11, 14, 15; w09 1/4 24 § 3-5)

Nomena voninahitra miavaka be i Joiada, satria nalevina niaraka tamin’ny mpanjaka (2Ta 24:15, 16; it “Fandevenana, Toeram-pandevenana”: “Fasan’ny mpanjaka na fasan’i Davida” § 4)

SAINTSAINO IZAO: Amin’ny lafiny inona amin’ny fanompoako aho no te hampiseho herim-po bebe kokoa?