19-25 Jona
2 TANTARA 34-36
Hira 97 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Tena Mandray Soa avy Amin’ny Tenin’Andriamanitra ve Ianao?”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Ta 35:20-23: Inona no lesona raisintsika avy amin’izay nanjo an’i Josia Mpanjaka? (w17.03 26-27 § 15-17)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 35:1-14 (th lesona 2)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana!, ary resaho vetivety ilay hoe “Ahoana no Handraisanao Soa avy Amin’ireo Lesona Ato?” (th lesona 7)
Fiverenana Mitsidika: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho momba ny tranonkalantsika ilay olona, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 11)
Lahateny: (5 min.) w17.09 25-26 § 7-10: Foto-kevitra: Ampiasao ny Tenin’Andriamanitra mba Hanohinana ny Fon’ny Olona Rehefa Manompo. (th lesona 14)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mampiasa Tsara ny Baiboly Noraisim-peo ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 48: Hevitra 5, famintinana sy famerenana ary tanjona
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 117 sy Vavaka