22-28 Mey
2 TANTARA 25-27
Hira 80 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Afaka Manome Anao Mihoatra Lavitra Noho Izany i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
2Ta 26:4, 5: Afaka manampy antsika hahay hanapa-kevitra ny Kristianina matotra. Nahoana ny ohatr’i Ozia no mampiseho fa mahasoa ny manana namana hoatr’izany? (w07 15/12 10 § 1-2)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 25:1-13 (th lesona 12)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Hazavao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 2)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Ampiasao ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Resaho momba ny tranonkalantsika ilay olona, dia omeo karatra jw.org izy. (th lesona 15)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 10: Fampidirana sy hevitra 1-3 (th lesona 3)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
Tsy Maintsy Mahafoy Zavatra Isika vao Hahazo Fiainana Mandrakizay (Mr 10:29, 30): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Fanontaniana: Vonona hanao inona isika rehefa mahafantatra an’ilay fampanantenan’i Jesosy ao amin’ny Marka 10:29, 30? Ahoana no nataon’i Jesosy rehefa tsy nino azy ny rahalahiny tamin’ny voalohany? Inona no tokony hotadidintsika momba ny fianakaviantsika tsy Vavolombelona?
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 46
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 51 sy Vavaka