26 Jona–2 Jolay
EZRA 1-3
Hira 75 sy Vavaka
Teny Fampidirana (1 min.)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Aoka Ianao ho Vonona Hanao Izay Ampanaovin’i Jehovah”: (10 min.)
Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)
Ezr 1:5, 6: Inona no ianarantsika avy amin’ny Israelita sasany nijanona tany Babylona? (w06 15/1 19 § 1)
Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?
Famakiana Baiboly: (4 min.) Ezr 2:58-70 (th lesona 5)
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 3)
Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ny foto-kevitra ao amin’ny hevitra azo resahina. Atolory ilay bokikely hoe Ankafizo Mandrakizay ny Fiainana! (th lesona 9)
Fampianarana Baiboly: (5 min.) lff lesona 10: Famintinana sy famerenana ary tanjona (th lesona 8)
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Te Hahay Hanombo-dresaka ve Ianao?”: (15 min.) Fiaraha-midinika sy video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) lff lesona 49: Hevitra 1-5
Teny Famaranana (3 min.)
Hira 132 sy Vavaka