HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
Aoka Ianao ho Vonona Hanao Izay Ampanaovin’i Jehovah
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’i Ezra.]
Nandrisika an’i Kyrosy Mpanjaka hanafaka ny Israelita i Jehovah (Ezr 1:1-3; w22.03 14 § 1)
Nandrisika ny vahoakany hanorina indray ny tempoly i Jehovah (Ezr 1:5; w17.10 26 § 2)
Rehefa vonona fotsiny ianao, dia azon’i Jehovah atao ny manampy anao hahavita an’izay rehetra ilainy mba hanatanterahana ny sitrapony.