Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Afaka Manompo An’i Jehovah Ianao na dia Tsy Ohatra Tsara aza ny Ray Aman-dreninao

Afaka Manompo An’i Jehovah Ianao na dia Tsy Ohatra Tsara aza ny Ray Aman-dreninao

Nanao zavatra ratsy be i Ahaza Mpanjaka, dadan’i Hezekia (2Ta 28:1; w16.02 14 § 8)

Nifidy ny hanompo an’i Jehovah i Hezekia na dia ohatra ratsy aza ny dadany (2Ta 29:1-3; w16.02 15 § 9-11)

Nampirisika ny hafa i Hezekia mba tsy havelan’izy ireo hisakana azy tsy hanompo an’i Jehovah ny tsy fankatoavan’ireo rainy (2Ta 29:4-6)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no azoko atao mba hampaherezana an’ireo tanora manana ray aman-dreny tsy manompo an’i Jehovah?’