Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

5-11 Jona

2 TANTARA 30-31

5-11 Jona
  • Hira 87 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • Mahasoa Antsika ny Miara-mivory”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • 2Ta 30:20: Nihaino an’i Hezekia i Jehovah. Inona no azontsika ianarana avy amin’izany? (w18.09 6 § 14-15)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) 2Ta 31:11-21 (th lesona 5)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 74

  • Ataovy Namanao i Jehovah: Omano ny Valin-teninao: (5 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Raha azo atao, dia apetraho amin’ny ankizy ireto fanontaniana ireto: Ahoana no atao rehefa manomana valin-teny? Fa maninona isika no tsy tokony ho kivy raha tsy voatondro?

  • Zava-bitan’ny Fandaminana: (10 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Jona ity.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lff famerenana ny fizarana 3

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 115 sy Vavaka