Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Mahasoa Antsika ny Miara-mivory

Mahasoa Antsika ny Miara-mivory

Nandamina fankalazana Paska manetriketrika tao Jerosalema i Hezekia (2Ta 30:1; it “Hezekia”: “Nafana fo tamin’ny fivavahana marina” § 1)

Maro no nanatrika na dia nisy nanohitra aza (2Ta 30:10, 11, 13; it “Hezekia”: “Nafana fo tamin’ny fivavahana marina” § 2)

Faly be ry zareo sady lasa te hanompo an’i Jehovah (2Ta 30:25–31:1; it “Hezekia”: “Nafana fo tamin’ny fivavahana marina” § 3-4)

SAINTSAINO IZAO: ‘Inona no soa noraisiko rehefa nanatrika fivoriana sy fivoriambe mivantana aho, na dia teo aza ny olana?’