Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

“Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”

“Minoa An’i Jehovah Andriamanitrareo”

Nitady fanampiana tamin’i Jehovah i Josafata sy ny vahoakan’i Joda rehefa nisy nandrahona (2Ta 20:12, 13; w14 15/12 23 § 8)

Nampahery ny vahoakany i Jehovah ary nanome azy ireo toromarika mazava tsara (2Ta 20:17)

Namonjy ny vahoakany i Jehovah satria nino azy izy ireo (2Ta 20:21, 22, 27; w21.11 16 § 7)

Hanafika ny vahoakan’i Jehovah i Goga mandritra ny fahoriana lehibe. Tsy hatahotra anefa izay mino an’i Jehovah sy matoky ny olona ampiasainy hitarika ny vahoakany.​—2Ta 20:20.