Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

Hevitra Azo Resahina

Hevitra Azo Resahina

FITORIANA

Fanontaniana: Ahoana no fiheveranao ny Baiboly?

Andinin-teny: Ro 15:4

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no ampanantenain’ny Baiboly?

FIVERENANA MITSIDIKA

Fanontaniana: Inona no ampanantenain’ny Baiboly?

Andinin-teny: Ap 21:3, 4

Horesahina amin’ny manaraka: Inona no hanampy antsika hahazo an’izay lazain’ny Baiboly?