Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

10-16 Jona

SALAMO 48-50

10-16 Jona

Hira 126 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Ry Ray Aman-dreny, Ampio Hatoky Kokoa ny Fandaminan’i Jehovah ny Mpianakavinareo

(10 min.)

Ampio hifandray akaiky amin’i Jehovah sy ny fandaminany ny zanakao (Sl 48:12, 13; w22.03 22 § 11; w11 15/3 19 § 5-7)

Ampianaro ny zanakao ny tantaran’ny fandaminana (w12 15/8 12 § 5)

Araho ny tari-dalan’ny fandaminan’i Jehovah, dia amin’izay ianao ho modely ho an’ny mpianakavinao sady hampiofana azy ireo hanao hoatr’izany koa (Sl 48:14)

ZAVATRA AZO ATAO FOTOAM-PIVAVAHAN’NY FIANAKAVIANA: Azo atao tsindraindray ny mijery sy miara-midinika video iray ao amin’ilay fizarana hoe “Ny Fandaminanay”, ao amin’ny jw.org.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Manàna Fahasahiana: Ahoana no Nataon’i Jesosy?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika avy eo ny lmd lesona 6, hevitra 1-2.

5. Manàna Fahasahiana: Tahafo i Jesosy

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd lesona 6, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 73

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 72 sy Vavaka