Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

13-19 Mey

SALAMO 38-39

13-19 Mey

Hira 125 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Aza Manamelo-tena Be Loatra Intsony

(10 min.)

Hoatran’ny hoe mitondra enta-mavesatra ny olona iray raha manamelo-tena be loatra (Sl 38:3-8; w20.11 27 § 12-13)

Miezaha hampifaly an’i Jehovah manomboka izao, fa aza mifantoka amin’izay fahadisoana vita taloha (Sl 39:4, 5; w02 15/11 20 § 1-2)

Mivavaha foana na dia mety ho sarotra aminao aza izany noho ianao manamelo-tena (Sl 39:12; w21.10 15 § 4)

Raha manamelo-tena be ianao, dia tadidio fa “tena mamela heloka tanteraka” i Jehovah rehefa mibebaka ny mpanota iray.​—Is 55:7.

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

  • Sl 39:1: Rahoviana isika no mila mampihatra an’ilay torolalana hoe “hohidiako ny vavako”? (w22.09 13 § 16)

  • Inona ny vatosoa ara-panahy hitanao tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

3. Famakiana Baiboly

(4 min.) Sl 38:1-22 (th lesona 2)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Mahaiza Mandanjalanja: Ahoana no Nataon’i Paoly?

(7 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay VIDEO, ary iaraho midinika ny lmd lesona 5, hevitra 1-2.

5. Mahaiza Mandanjalanja: Tahafo i Paoly

(8 min.) Fiaraha-midinika miorina amin’ny lmd lesona 5, hevitra 3-5 sy ilay hoe “Jereo koa Ireto.”

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 44

6. Zavatra Ilain’ny Fiangonana

(15 min.)

7. Fianarana Baiboly

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 110 sy Vavaka