Hijery ny anatiny

Ho any amin'ny loha hevitra

24-30 Jona

SALAMO 54-56

24-30 Jona

Hira 48 sy Vavaka | Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

1. Manohana Anao Andriamanitra

(10 min.)

Miantehera amin’i Jehovah hoatran’i Davida rehefa matahotra ianao (Sl 56:1-4; w06 1/8 22-23 § 10-11)

Sarobidy amin’i Jehovah ny fiaretanao, ary hanampy anao izy (Sl 56:8; cl 243 § 9)

Manohana anao i Jehovah. Tsy avelany hisy vokany maharitra eo aminao izay fitsapana mahazo anao (Sl 56:9-13; Ro 8:36-39; w22.06 18 § 16-17)

2. Vatosoa Ara-panahy

(10 min.)

3. Famakiana Baiboly

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

4. Miresadresaha Aloha

(3 min.) AMPAHIBEMASO. Lazao amin’ilay olona hoe mampianatra Baiboly isika, dia omeo karatra mampahafantatra ny fampianarana ataontsika izy. (th lesona 11)

5. Rehefa Miverina Mitsidika

(4 min.) TSY ARA-POTOANA. (lmd lesona 7, hevitra 4)

6. Lahateny

(5 min.) w23.01 29-30 § 12-14: Foto-kevitra: Be Herim-po Isika Satria Tia An’i Kristy. Jereo ny sary. (th lesona 9)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

Hira 153

7. Faly Foana ve Ianao... na dia Mety ho Faty Aza?

(5 min.) Fiaraha-midinika.

Alefaso ilay VIDEO. Iaraho midinika amin’ny mpanatrika ity fanontaniana ity avy eo:

  • Inona no nianaranao avy tamin’ny zavatra niainan’ny Rahalahy Dugbe, ka hanampy anao rehefa matahotra ianao?

8. Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity volana Jona ity

(10 min.) Alefaso ilay VIDEO.

9. Fianarana Baiboly

(30 min.) rr toko 11 § 1-8, video fampidirana

Teny Famaranana (3 min.) | Hira 60 sy Vavaka