12- 18 Desambra
ISAIA 6-10
Hira 116 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Nanatanteraka Faminaniana ny Mesia”: (10 min.)
Is 9:1, 2: Voalaza mialoha fa hanompo any Galilia izy (w11 15/8 10 § 13; ip-1 124-126 § 13-17)
Is 9:6: Hanana andraikitra maro izy (w14 15/2 12 § 18; w07 15/5 6)
Is 9:7: Hanjaka ny fiadanana sy ny rariny rehefa mitondra izy (ip-1 132 § 28-29)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 7:3, 4: Nahoana i Jehovah no namonjy an’i Ahaza, mpanjaka ratsy fanahy? (w06 1/12 9 § 3)
Is 8:1-4: Ahoana no nahatanterahan’io faminaniana io? (it “Isaia”: “Fianakaviany”; ip-1 111-112 § 23-24)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 7:1-17
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) g16.6 matoan-dahatsoratra
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) g16.6 matoan-dahatsoratra
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 34 § 18: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Intỳ Aho Iraho!” (Is 6:8): (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Manompo any Amin’izay Mila Mpitory Maro Kokoa.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 5 §10-17 sy ny efajoro “Faly Be Tsy Nisy Hoatran’izany ry Zareo”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 150 sy Vavaka
Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao atao ilay hira vaovao.