19-25 Desambra
ISAIA 11-16
Hira 143 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Ho Feno Fahalalana An’i Jehovah ny Tany”: (10 min.)
Is 11:3-5: Hanjaka mandrakizay ny fahamarinana (ip-1 161 § 9-11)
Is 11:6-8: Hihavana ny olona sy ny biby (w12 15/9 9-10 § 8-9)
Is 11:9: Hianatra ny fomba fisainan’i Jehovah ny olona rehetra (w16.06 8 § 9; w13 1/6 7)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 11:1, 10: Nahoana i Jesosy Kristy no lazaina fa “fakan’i Jese” sady rantsana nitsiry ‘avy tamin’ny foto-kazon’i Jese’? (w06 1/12 9 § 5)
Is 13:17: Nahoana ny Medianina no lazaina fa tsy niraharaha volafotsy sady tsy tia volamena? (w06 1/12 10 § 10)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 13:17–14:8
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Mandresy ny Fanavakavahana ny Fampianaran’i Jehovah”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Johny sy Gideon: Mpifahavalo Lasa Mpirahalahy.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 5 § 18-25 sy ny efajoro “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra?”.
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 151 sy Vavaka
Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao atao ilay hira vaovao.