26 Desambra–1 Janoary
ISAIA 17-23
Hira 123 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Hesorina Amin’ny Andraikiny Izay Manampatra Fahefana”: (10 min.)
Is 22:15, 16: Nanampatra ny fahefany i Sebna ka izay hanasoavana ny tenany no nataony (ip-1 238 § 16-17)
Is 22:17-22: Nosoloan’i Jehovah an’i Eliakima i Sebna (ip-1 238-239 § 17-18)
Is 22:23-25: Misy lesona sarobidy raisintsika avy amin’ny tantaran’i Sebna (w07 15/1 8 § 6; ip-1 240-241 § 19-20)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Is 21:1: Faritra taiza no nantsoina hoe “tany efitra any amin’ny ranomasina”, ary nahoana? (w06 1/12 11 § 2)
Is 23:17, 18: Nahoana no nanjary ‘zava-masina teo anatrehan’i Jehovah’ ny tombony azon’i Tyro? (ip-1 253-254 § 22-24)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Is 17:1-14
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) bh: Ampiasao ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? rehefa hanolotra an’ilay boky. (Aza alefa mandritra an’ilay anjara ilay video.)
Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) bh: Manomboha fampianarana Baiboly eo am-baravarana, ary mametraha fanontaniana hovaliana amin’ny manaraka.
Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) lv 150-151 § 10-11: Ataovy izay hanohinana ny fon’ilay mpianatra.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
‘Hiambina Hatrany’ ve Ianao?: (8 min.) Lahateny ataon’ny anti-panahy. (w15 15/3 12-16) Ampirisiho hiambina hatrany ny rehetra, toy ny nataon’ilay mpiambina tao amin’ny fahitan’i Isaia sy ireo virjiny dimy tao amin’ny fanoharan’i Jesosy.—Is 21:8; Mt 25:1-13.
Zava-bitan’ny Fandaminana: (7 min.) Alefaso ilay video hoe Zava-bitan’ny Fandaminana, izay tokony halefa amin’ity Desambra ity.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 6 § 1-7 sy Fizarana 2—Ny Fitoriana Momba Ilay Fanjakana—Mitory Eran-tany ny Vahoakan’ilay Fanjakana
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 141 sy Vavaka