14- 20 Novambra
MPITORITENY 1-6
Hira 66 sy Vavaka
Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)
HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA
“Mifalia Noho ny Asa Mafy Nisasaranao”: (10 min.)
[Alefaso ilay video Fampidirana ny Bokin’ny Mpitoriteny.]
Mpto 3:12, 13: Fanomezana avy amin’Andriamanitra ny fifaliana azo avy amin’ny asa mafy natao (w15 1/2 4-6)
Mpto 4:6: Mahaiza mandanjalanja (w15 1/2 6 § 3-5)
Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)
Mpto 2:10, 11: Ahoana no fahitan’i Solomona ny harena? (w08 15/4 22 § 9-10)
Mpto 3:16, 17: Ahoana no tokony hiheverantsika ny tsy rariny misy ankehitriny? (w06 1/11 14 § 9)
Inona no ianarako momba an’i Jehovah, amin’ny famakiana Baiboly amin’ity herinandro ity?
Ary inona ny hevitra azoko ampiasaina amin’ny fanompoana?
Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mpto 1:1-18
FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA
Fitoriana: (2 min. na latsaka) wp16.6 matoan-dahatsoratra
: Omeo karatra JW.ORG ilay olona amin’ny farany. Fiverenana Mitsidika: (4 min. na latsaka) wp16.6 matoan-dahatsoratra
: Fitaovana elektronika ampiasaina rehefa hamaky andinin-teny. Fampianarana Baiboly: (6 min. na latsaka) bh 22-23 § 11-12: Asao hivory ilay olona.
NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA
“Ahoana no Ampiasana ny Boky Inona no Azonao Ianarana ao Amin’ny Baiboly?”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso avy eo ilay video ahitana mpitory mampianatra ny Hevitra 4 eo amin’ny pejy 115 amin’ny boky Ianarana. Iaraho midinika ilay video.
Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 4 § 1-6 sy ny efajoro hoe “Inona no Dikan’ny Anaran’Andriamanitra?”
Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)
Hira 112 sy Vavaka